Anganon'i Dady (HAJA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitantarao angano aho Dady
Tantaran’ny andro taloha
Azavao ahy tsotra hoa Dady
Ny fitiavanareo izay nialoha
Mizaha izay ho tiana ve Dady
Mba tsotsotra ohatrin’ny anio?
Misaraka amin’ny tiana ve ‘nareo
Mba namoy fo toy ireo.
Ref:
Irony efa lasa tahiry fahiny
Tantara tononkira.serasera.org no re, tsy hay izay nihaviany
Ny anganom-pitia moa ve tsy nisy adino
Tantarao aho.
Hitantarao angano hafa aho Dady
Ny fitiavanareo toa miery
Ry Ikoto sy ry Fara sy ry Ingahibesola
Dia tantara efa vita tsianjery
Menatra suarunh ny hilaza ve io Dady io?
No lanjalanjaina hiaq ity loha
Ary Ingah Andrianampoina ve Dady
Mba nanokam-pitia tao am-pony.
Irony efa lasa tahiry fahiny
Tantarao re, tsy hay izay nihaviany
Ny anganom-pitia moa ve tsy nisy adino
Tantarao pnjohqfd aho.
Hitantarao angano aho Dady
Tantaran’ny andro taloha
Azavao ahy tsotra hoa Dady
Ny fitiavanareo izay nialoha
Mizaha izay ho tiana ve Dady
Mba tsotsotra ohatrin’ny anio?
Misaraka amin’ny tiana ve ‘nareo
Mba namoy fo toy ireo.
Irony efa lasa tahiry fahiny
Tantara no re, tsy hay izay nihaviany
Ny anganom-pitia moa ve tsy nisy adino
Tantarao aho.
Hitantarao angano hafa aho Dady
Ny fitiavanareo toa miery
Azavao ahy tsotra hoa Dady
Ny fitiavanareo tany aloha.
Tantaran’ny andro taloha
Azavao ahy tsotra hoa Dady
Ny fitiavanareo izay nialoha
Mizaha izay ho tiana ve Dady
Mba tsotsotra ohatrin’ny anio?
Misaraka amin’ny tiana ve ‘nareo
Mba namoy fo toy ireo.
Ref:
Irony efa lasa tahiry fahiny
Tantara tononkira.serasera.org no re, tsy hay izay nihaviany
Ny anganom-pitia moa ve tsy nisy adino
Tantarao aho.
Hitantarao angano hafa aho Dady
Ny fitiavanareo toa miery
Ry Ikoto sy ry Fara sy ry Ingahibesola
Dia tantara efa vita tsianjery
Menatra suarunh ny hilaza ve io Dady io?
No lanjalanjaina hiaq ity loha
Ary Ingah Andrianampoina ve Dady
Mba nanokam-pitia tao am-pony.
Irony efa lasa tahiry fahiny
Tantarao re, tsy hay izay nihaviany
Ny anganom-pitia moa ve tsy nisy adino
Tantarao pnjohqfd aho.
Hitantarao angano aho Dady
Tantaran’ny andro taloha
Azavao ahy tsotra hoa Dady
Ny fitiavanareo izay nialoha
Mizaha izay ho tiana ve Dady
Mba tsotsotra ohatrin’ny anio?
Misaraka amin’ny tiana ve ‘nareo
Mba namoy fo toy ireo.
Irony efa lasa tahiry fahiny
Tantara no re, tsy hay izay nihaviany
Ny anganom-pitia moa ve tsy nisy adino
Tantarao aho.
Hitantarao angano hafa aho Dady
Ny fitiavanareo toa miery
Azavao ahy tsotra hoa Dady
Ny fitiavanareo tany aloha.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HAJAHits : 1572
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 11/07/2018 08:24
