INDRAFO (Groupe MANRESE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INDRAFO
Amorony fo madio aho, ry Tompo tianay,
Mba tsy hivadika amin’ny fitiavanao,
Sasao fkqvztl ny hadisoako, diovy ny fahotako,
Satria ny indrafo no bidwhs sitrakao (in2).
1 – Omeo fo mifamela,
Omeo fo mandefitra,
Tsy misy tononkira.serasera.org olo-marina tokoa ‘zahay.
2- Toroy hahatsapa tena,
Toroy hahay hibebaka,
Dia ho zanakao tokoa iejeepl ‘zahay.
Amorony fo madio aho, ry Tompo tianay,
Mba tsy hivadika amin’ny fitiavanao,
Sasao fkqvztl ny hadisoako, diovy ny fahotako,
Satria ny indrafo no bidwhs sitrakao (in2).
1 – Omeo fo mifamela,
Omeo fo mandefitra,
Tsy misy tononkira.serasera.org olo-marina tokoa ‘zahay.
2- Toroy hahatsapa tena,
Toroy hahay hibebaka,
Dia ho zanakao tokoa iejeepl ‘zahay.
--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl
(
01/07/2017 13:33)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe MANRESEVangy : 2017
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gm10
Daty : 02/01/2015 09:16
