Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ampahan-dahatsoratra (Groupe i-Ritsoka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampahan-dahatsoratra fohy anie, mifono fihavanana
Ho an'ilay akama tsy foy, tsy nanary fa nitantana
Raha sendra tononkira.serasera.org dify any ho any, ka sendra mba manembona
Ity re ny vazo ventsoy, miverena faingana ô
Ref: Fa fihavanan-tsy sgppehj ho rava tsy ho ritra tsy ho lefy ato am-poko ô (oôoôh)
Ireo 'lay tsy mba nanary, nampisinda ny toloko
Lahatsoratra fohy fa mafonja ventesinay ihany e (yeeeeh)
Ny kanto tsy ho avela ry akama, zaraina eny hatrany... (X2)
Mpirahalahy mianala anie, fihavanana tsy ho ravan'ny taona
Mifanohana mifanampy, izay didi-tokoa marary
Fifankatiavana mafy orina, rahalahy ireny ddtxu raha ho tsorina
Mifamonjy raha sendra ny mazana, fa tanan-kavia sy havanana
Ref: Fa fihavanan-tsy ho rava tsy genhfp ho ritra tsy ho lefy ato am-poko ô (oôoôh)

Ny kanto tsy ho avela ry akama, zaraina eny hatrany
Ny kanto tsy ho avela ry akaaaama...
A/C: Tiana RAFANOMEZANTSOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe i-RitsokaVangy : 377
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : iRitsoka
Daty : 21/08/2025 14:28