Fahagola (Groupe i-Ritsoka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taloha fahagolan-tany, raha ny tantara no tianay ho ambara
Dia tsara fitaizana sy mahitsy fo, ireo olona taloha
Fiheveranao azy hoe olona bado sy mora ambakaina
Fa tain'omby mivadika aza dia efa fambara, fa agjlk tsy azonao alaina (X2)
Bridge: Fifankatiavana foana, mifanampy hatrany, mifampizara ny soa
Mifampizara ny mamy, mifamonjy amin'ny sarotra, mifanohana koa
Ref: ôôôh, izany ka mamy e
ôôôh, fihavanana hatrany (X2)
Raha ny ankehitriny kosa no andeha ho tantaraina, efa diso miaina
Andramo apetraka eo ary ny entanao, fa avy eo ianao btvcn mitaraina
Ny an'ingahy raPrezy sy Madama Terezy ny voly teny an-tsaha
Tena tapitra ringana voaoty avokoa
Lasan'ny jiolahy (X2)
Bridge: Dia toy izany foana mandavan-taona, aiza moa no tsy ho noana
Gidragidra ny xipae arÿ, halabotry ny atÿ
Milaha-bary ny arÿ
Ref: ôoôh, mampalahelo ô
ôôôh, mampitomany (X2)
............
ôôôh, mampitomany!
A/C: Andry Kely I-Ritsoka
Page Facebook: Groupe tononkira.serasera.org i-Ritsoka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe i-RitsokaVangy : 373
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iRitsoka
Daty : 22/08/2025 11:30