Ny hatanoràna (Groupe i-Ritsoka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay aleha, izay jerenaDia ahitàko an'azy
Na ao an-tanàna, na eny an-tsena
Tena marina tsy mba vazivazy
Bridge: Izany kay ry akama 'lay tia
Manonofy tsy mitsahatra manembona azy iny
Tena hoe lasa adalam-pitia
Miasa saina kely dia varimbariana
Ref: Mamy leitsy zany tamin'ny fahatanoràna
Mifampi-pï-maso menamenatra
'Lay tovovavy jejo bikàna hatsaràna
Vao mahatazana babo sady potik'ialahy... (X2)
Izay aleha, izay jerena
Dia ahitàko an'azy
Na ao an-tanàna, na eny an-tsena
Tena marina tsy mba vazivazy
Bridge: Nandefa taratasy ialahy
Miandry valin-teny tsy hay hoe rahovina
Izy mbola hieritreritra
Avelao hono kiala aloha mba hianatra
Ref: Mamy leitsy zany tamin'ny fahatanoràna
Mifampi-pï-maso menamenatra
'Lay tovovavy jejo bikàna hatsaràna
Vao mahatazana babo sady potik'ialahy... (X2)
...................
'Lay tovovavy jejo bikàna hatsaràna
Vao mahatazana babo sady potik'ialahy.
A/C: Tiana RAFANOMEZANTSOA
Page Facebook: Groupe i-Ritsoka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe i-RitsokaHits : 133
Likes : 0 Like
Created by : iRitsoka
Date : 22/08/2025 11:13
