Ampahan-dahatsoratra (Groupe i-Ritsoka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gukdnn Ampahan-dahatsoratra fohy anie, mifono fihavanana
Ho an'ilay akama tsy foy, tsy nanary fa nitantana
Raha sendra dify any ho any, ka sendra mba manembona
Ity re ny vazo ventsoy, miverena faingana ô
Ref: Fa fihavanan-tsy ho rava tsy ho ritra tsy ho lefy ato am-poko ô (oôoôh)
Ireo 'lay tsy mba nanary, tononkira.serasera.org nampisinda ny toloko
Lahatsoratra fohy fa mafonja ventesinay ihany e (yeeeeh)
Ny kanto tsy ho avela ry akama, zaraina eny hatrany... (X2)
Mpirahalahy mianala anie, fihavanana tsy ho ravan'ny taona
Mifanohana mifanampy, izay didi-tokoa marary
Fifankatiavana mafy orina, rahalahy ireny raha ho tsorina
Mifamonjy raha sendra ny mazana, fa sjexdfaj tanan-kavia sy havanana

Ireo 'lay tsy mba nanary, nampisinda ny toloko

Ny kanto tsy ho avela ry akama, zaraina eny hatrany
Ny kanto tsy ho avela ry noumc akaaaama...
A/C: Tiana RAFANOMEZANTSOA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe i-RitsokaVisites : 436
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : iRitsoka
Date : 21/08/2025 14:28