Ampahan-dahatsoratra (Groupe i-Ritsoka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampahan-dahatsoratra fohy anie, mifono fihavanana
Ho an'ilay akama tsy foy, tsy nanary fa nitantana
Raha sendra dify any ho any, ka sendra mba manembona
Ity re ny vazo ventsoy, miverena faingana ô
Ref: Fa fihavanan-tsy ho rava tsy ho ritra tsy ho lefy ato am-poko ô (oôoôh)
Ireo isizytj 'lay tsy mba nanary, nampisinda ny toloko
Lahatsoratra fohy fa mafonja ventesinay ihany e (yeeeeh)
Ny kanto tsy ho avela ry akama, zaraina eny hatrany... (X2)
Mpirahalahy mianala anie, fihavanana tsy ho ravan'ny taona
Mifanohana tononkira.serasera.org mifanampy, izay didi-tokoa marary
Fifankatiavana mafy orina, rahalahy ireny raha ho tsorina
Mifamonjy raha sendra ny mazana, fa tanan-kavia sy havanana
Ref: Fa fihavanan-tsy ho rava tsy ho ritra tsy ho lefy ato am-poko belktv ô (oôoôh)
Ireo 'lay tsy mba nanary, nampisinda ny toloko

Ny kanto tsy ho avela ry akama, zaraina eny hatrany
Ny kanto tsy ho avela ry ygmr akaaaama...
A/C: Tiana RAFANOMEZANTSOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe i-RitsokaHits : 437
Likes : 2 Like
Created by : iRitsoka
Date : 21/08/2025 14:28