Aza kivy (Groupe Hiakan'ny Avo Mpandresy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra trotraka ianao
Dia tsarovy fa tsy ho irery ianao
Raha sendra maloka
Atolory Azy ny fiainanao
Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza tononkira.serasera.org miandry fotoana
Hoe rahampitso lava izao
Raha very twdwncoo hevitra ianao
Amin’ity fiainana ity
Dia izao no aza adino
Fa ny Tompo hfqo anie tsy uiyp hanary anao
Raha very hevitra ianao
Amin’ity fiainana ity
Dia izao no aza adino
Fa ny Tompo anie dia momba anao
Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza miandry fotoana
Hoe rahampitso lava izao
Jesosy ihany no fidio
Fa Izy ihany no vahaolanao
Fa Izy irery no tsy miova
Omaly anio ary mandrakizay
Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza miandry fotoana
Hoe rahampitso lava izao
Dia tsarovy fa tsy ho irery ianao
Raha sendra maloka
Atolory Azy ny fiainanao
Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza tononkira.serasera.org miandry fotoana
Hoe rahampitso lava izao
Raha very twdwncoo hevitra ianao
Amin’ity fiainana ity
Dia izao no aza adino
Fa ny Tompo hfqo anie tsy uiyp hanary anao
Raha very hevitra ianao
Amin’ity fiainana ity
Dia izao no aza adino
Fa ny Tompo anie dia momba anao
Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza miandry fotoana
Hoe rahampitso lava izao
Jesosy ihany no fidio
Fa Izy ihany no vahaolanao
Fa Izy irery no tsy miova
Omaly anio ary mandrakizay
Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza miandry fotoana
Hoe rahampitso lava izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Hiakan'ny Avo MpandresyVangy : 154
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rado1349
Daty : 28/04/2026 16:46
