Aza kivy (Groupe Hiakan'ny Avo Mpandresy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tononkira.serasera.org sendra trotraka ianao
Dia tsarovy fa tsy ho irery ianao
Raha sendra maloka
Atolory Azy ny fiainanao

Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza miandry fotoana
Hoe rahampitso lava xurhamd izao

Raha very hevitra ianao
Amin’ity fiainana ity
Dia izao no aza adino
Fa ny Tompo anie tsy hanary anao

Raha very hevitra liqximwm ianao
Amin’ity fiainana ity
Dia izao no aza adino
Fa ny Tompo anie dia momba anao

Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza miandry fotoana
Hoe rahampitso lava izao

Jesosy ihany no fidio
Fa Izy ihany no vahaolanao
Fa Izy irery no tsy miova
Omaly anio ary mandrakizay

Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza miandry fotoana
Hoe rahampitso euynplg lava izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Hiakan'ny Avo Mpandresy
Visites : 208
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rado1349
Date : 28/04/2026 16:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0448