Hitako ny lalan-tsara (Groupe Finoana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv : Hitako ny lalantsara ka hizorako
Azoko ny famonjena ka ho tànako
Tsy hivilivily intsony izany diako
F'hiroso hatrany , hatrany am-paran'ny tany(X2)
1-Na ho aiza ny lalana mbola haleha , tsy maintsy miroso
Tsy mahazo mitsaoka an-daharana tononkira.serasera.org koa, satria mpanompo
F'izay koa ilay voady natao tamin'ny TOMPO , tsy maintsy hefaina
Satana dia faly mamingana foana, fa aza malaina
Fiv: Hitako ny lalantsara...
2-Koa matokia ry mpanompo matoky fa tsy maintsy mandresy
Fa ny sedra sy ny fitsapana zuwri natao mba hanefy
Koa aza taitra na koa mikoropaka ianao ny amin'izany
Fa ny ytglpec vavaka sy ny finoana no ataovy dunezcjd matanjaka hatrany
Fiv: Hitako ny lalantsara...(X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Finoana AnosibeVangy : 205
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 19/01/2026 10:16