Hafatrafatra (Groupe Finoana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Hafatra ho antsika ra-olombelona ô
Hialao avokoa ny toetra ratsy
Efa toa miseho ireo famataraa sy loza
Tsy kilalao na koa sangisangy
Aza dia variana manaratsy sy mitsara
Ny hafa no mahafaly anao
F’efa tena ho avy ilay Jesosy
Tonga hitsara ny zava-drehetra vitanao
Ref : Andeha re hibebaka ra-olombelona ô
F’izay no solution mahavonjy anao
bsau Tena sambatra tokoa anie izay maty ao amin’ny Tompo
Fa ao no misy fiainana vaovao
tononkira.serasera.org Tsy angano angano anie ny paradisa fa dia misy
Nomanin’I Jesosy Tompo anao
Ka aza manahy ny anio sy ny ampitso
Fa zanany ianao ka tadidio
2- Mba teneno kely ireo havana an-tanana
Sy ny ao Jerosalemanao
Sao manamafy hatoka ka manamafy fo
Fa ny afo tsy misangy fa mandoro
Any tena mafy ny nyaelt zavatra hanjo
Tsisy tsony ny atao hoe famindrampo
Ka dia ny mbola ety dia diovy re ny fo
Ka atolory an’i xzyzxp Jesoa ny mombanao
Hialao avokoa ny toetra ratsy
Efa toa miseho ireo famataraa sy loza
Tsy kilalao na koa sangisangy
Aza dia variana manaratsy sy mitsara
Ny hafa no mahafaly anao
F’efa tena ho avy ilay Jesosy
Tonga hitsara ny zava-drehetra vitanao
Ref : Andeha re hibebaka ra-olombelona ô
F’izay no solution mahavonjy anao
bsau Tena sambatra tokoa anie izay maty ao amin’ny Tompo
Fa ao no misy fiainana vaovao
tononkira.serasera.org Tsy angano angano anie ny paradisa fa dia misy
Nomanin’I Jesosy Tompo anao
Ka aza manahy ny anio sy ny ampitso
Fa zanany ianao ka tadidio
2- Mba teneno kely ireo havana an-tanana
Sy ny ao Jerosalemanao
Sao manamafy hatoka ka manamafy fo
Fa ny afo tsy misangy fa mandoro
Any tena mafy ny nyaelt zavatra hanjo
Tsisy tsony ny atao hoe famindrampo
Ka dia ny mbola ety dia diovy re ny fo
Ka atolory an’i xzyzxp Jesoa ny mombanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Finoana AnosibeVangy : 231
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 19/01/2026 10:35
