Hitako ny lalan-tsara (Groupe Finoana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv : Hitako ny lalantsara ka hizorako
Azoko ny famonjena ka ho tànako
Tsy hivilivily intsony izany diako
F'hiroso hatrany , hatrany am-paran'ny tany(X2)
1-Na ho sswuljf hyqcgql aiza ny lalana mbola haleha , tsy maintsy miroso
Tsy mahazo mitsaoka an-daharana koa, satria mpanompo
F'izay koa ilay voady natao tamin'ny TOMPO , tsy maintsy hefaina
Satana dia faly mamingana foana, fa tononkira.serasera.org aza malaina
Fiv: Hitako ny lalantsara...
2-Koa matokia ry mpanompo matoky fa tsy maintsy mandresy
Fa ny sedra sy ny fitsapana natao mba hanefy
Koa aza taitra na koa mikoropaka ianao ny amin'izany
Fa ny vavaka dxaphvaj sy ny finoana no ataovy matanjaka hatrany
Fiv: Hitako ny lalantsara...(X2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Finoana AnosibeVisites : 205
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 19/01/2026 10:16