Tsy ho mandrakizay (Groupe Finoana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Tsy ho mandrakizay ny alahelon'olon'ory
Fa Jesosy irery ihany no hany hery fiarovany
nmasgldy Na mahantra aza ety, tsy haharitra tsy ccszpzsa akory
Misy fetram-pijaliana, amin-tany nolalovany
1- Ho diloilom-pifaliana ny lavelom-pahalahelovana
Fa marina Jesosy ka mandre ny fitarainany
Hampodiana ho vao indray ny hery, ny heriny torivana
Ny aizin’ny fiainany handefa taratra marainany
Ka aza atao, fa ianao dia ho very, Jesosy tsy hamela ho irery
Ref:
2- Hampodiana ho fandresena ny lohalika mandady
Homeny satro-boninahitra ireo trotraky ny ady
Izay tsy nanan-kifikirana afa-tsy i Jesosy Tompony
Ireo ko mpandresy ka ho raiketiny amim-bokiny
Matokia ! Fa ataony ho mpandresy, ny lanitra tsy voafefy
Ref:
3- Ireo no mpandefitra tsy afaka nitraotra
Tao anaty fitsapana sy ny ady mafy loatra
Kanefa nahatoky tononkira.serasera.org sy nivelona tam-pinoana
Ireo no hiakanjo fotsy lava amin’ny andro fisehoana
F’izay mahatoky ! Hatramin’ny farany, no lduvwno tsy faty ny anarany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Finoana AnosibeVangy : 215
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 20/01/2026 07:57