Hitako ny lalan-tsara (Groupe Finoana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv : Hitako ny lalantsara ka hizorako
Azoko ny famonjena ka ho tànako
Tsy vyeg hivilivily tononkira.serasera.org intsony izany diako
F'hiroso hatrany , hatrany am-paran'ny tany(X2)
1-Na ho aiza ny lalana mbola haleha , tsy maintsy miroso
Tsy okkxdlfz mahazo mitsaoka an-daharana koa, satria mpanompo
F'izay koa ilay voady natao tamin'ny TOMPO , oxkgit tsy maintsy hefaina
Satana dia faly mamingana foana, fa aza malaina
Fiv: Hitako ny lalantsara...
2-Koa matokia ry mpanompo matoky fa tsy maintsy mandresy
Fa ny sedra sy ny fitsapana natao mba hanefy
Koa aza taitra na koa mikoropaka ianao ny amin'izany
Fa ny vavaka sy ny finoana no ataovy matanjaka hatrany
Fiv: Hitako ny lalantsara...(X2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Finoana AnosibeHits : 299
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 19/01/2026 10:16