Jesosy fanantenana (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.(Impiry moa no miasa sainaMitady ho rendrika amin’ny olana maro
Mitombo hatramin’ny fahavalo manenjika ahy
Jesosy tsy sasatry ny mampanantena
Mampitsiky ahy alina sy andro
Mamaha ny fatorako) x2
Ref:(Fantatro fa...na ny olana sy izay manoloana
Ho toy ny tendrombohitra avo dia avo ahetrinao
Dia hody fahasambarana, ho tonga fiadanana
Ny aretina ho rava satria Ianao Mpanasitrana ahy
Tsy hitady hafa intsony aho, fa hanompo Anao manomboka izao) x2
Fantatro fa...na ny olana sy izay manoloana
Ho toy ny tendrombohitra avo dia avo ahetrinao
Dia hody fahasambarana, ho tonga fiadanana
Ny aretina ho rava satria Ianao Mpanasitrana ahy
Tsy hitady hafa intsony aho, fa hanompo Anao manomboka izao
Fanantenako Ianao, andry iankinako
Fanantenako sy fianako
Fanantenako Ianao Jesosy o sy fifaliako
Matoky aho, mahery aho, manana Anao
2. Impiry moa no miasa saina
Mitady ho rendrika amin’ny olana maro
Mitombo hatramin’ny fahavalo manenjika ahy
Jesosy tsy sasatry ny mampanantena
Mampitsiky ahy alina sy andro
Mamaha ny fatorako
Ref:(Fantatro fa...na ny olana sy izay manoloana
Ho toy ny tendrombohitra avo dia avo ahetrinao
Dia hody fahasambarana, ho tonga fiadanana
Ny aretina ho rava satria Ianao Mpanasitrana ahy
Tsy hitady hafa intsony aho, fa hanompo Anao manomboka izao) x2
Tsy hitady hafa intsony aho, fa hanompo Anao manomboka izao
Fa hanompo Anao manomboka izao..
"Jesosy fanantenana" Jesosy fanantenana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaonaVangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 17/06/2026 14:56