Ho vavolombelon'i Kristy ianareo (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ianareo no antsoin’ny Tompo hanao ny asanyMba hanely ny fitoriana izay natombony
Ianareo no hanangona ny ondriny
Ho ao anaty valan’Ilay Ray
Ref: Ho vavolombelombelin’i Kristy ianareo
Sady ho mpanompo mahatoky rahateo
Koa asehoy amin’izao tontolo izao sy ambarao
Fa iraka tokoa ianareo
2. Ianareo no hanazava ny tontolo maizina
Latsaka ao anaty aloky ny fasana
Ny teninao ry Tompo no ampinga entinay
Handresena ireo ratsy fanahy
Ref: Ho vavolombelombelin’i Kristy ianareo
Sady ho mpanompo mahatoky rahateo
Koa asehoy amin’izao tontolo izao sy ambarao
Fa iraka tokoa ianareo
3. Koa mijoroa amin’i Kritsy ho vavolombelona
Ho mpanompo mahatoky sady tsara fo
Ho eo anivon’izao tontolo izao no hanambarana
Ila niantso feno hatsarana
Ref: (Ho vavolombelombelin’i Kristy ianareo
Sady ho mpanompo mahatoky rahateo
Koa asehoy amin’izao tontolo izao sy ambarao
Fa iraka tokoa ianareo) x2
"Ho vavolombelon'i Kristy ianareo" Groupe Feo mitaona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaonaVangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 16/06/2026 15:21
