Mbola miandry (Groupe FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
o ry sakaiza uovfk e!
ho aiza ianao e?
no dia efa dodona
sady maika toy izao
mba fantatrao ve?
lay Tomponao
nbola miantso
no sady miandry,miandry anao
tapaho anio
ny hevitrao
fa ny andraso sy tononkira.serasera.org ny ampitso anie tsy ho fantatatrao
dieny izao ianao
raha sitrakao
raiso ny tanany

ka vonona ary ve ianao
raha toa ka aoslkxlo manaiky anio
ny hanantona azy dia tadidio
vonona handray  sy hamela anao anio ny Tompo
ny fahadisoana efa lasa tany
dia ho voafafa torak izany
fa efa midw olom-baovao
anie izay ao an aminy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe FAHAZAVANA
Vangy : 1332
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : elras
Daty : 25/02/2016 15:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0382