Tsy hira ny hira.
Taona maro (Groupe FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
taona maro Ray ono naompoko Anao
misedra olana,sy fahoriana aho
fitsapana no mifanesisesy
ndraindray mifaly aho
ndraindray dia haizim-be
ref:
nefa Ray o!
na eny ho mafy
dia vonona aho handeha
na dia hiafy
koa mila hery re sy fitahiana
koa
ary fanampiana soa
2-eny an-dalana eny Jesoa
be ny mpamingana ka mety ho lavo aho
ka maro ny tsy fanao
manohina anao
dia manantena aho
fa mpamindra fo ianao
ref:
koa ifonako tokoa mba avelao
fa tena hiova sy handao ty haizim-be
madohalika aho Jesoa sy miantso anao
mba diovy re!sasao sy havelao
A/C:lanto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe FAHAZAVANAVangy : 587
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : elras
Daty : 16/02/2016 13:09