Mbola miandry (Groupe FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
o ry sakaiza e!
ho aiza ianao e?
no dia efa dodona
sady maika toy izao
mba fantatrao ve?
lay Tomponao
nbola miantso
no sady miandry,miandry anao
tapaho anio
ny hevitrao
fa ny andraso sy ny ampitso anie tsy ho fantatatrao
dieny izao ianao
raha sitrakao
raiso ny tanany
ka vonona ary kogtxucd ve ianao
raha toa ka xztyedqj manaiky anio
ny hanantona azy dia tadidio
vonona handray sy tononkira.serasera.org hamela anao anio ny tknvu Tompo
ny fahadisoana efa lasa tany
dia ho voafafa torak izany
fa efa olom-baovao
anie izay ao an aminy
ho aiza ianao e?
no dia efa dodona
sady maika toy izao
mba fantatrao ve?
lay Tomponao
nbola miantso
no sady miandry,miandry anao
tapaho anio
ny hevitrao
fa ny andraso sy ny ampitso anie tsy ho fantatatrao
dieny izao ianao
raha sitrakao
raiso ny tanany
ka vonona ary kogtxucd ve ianao
raha toa ka xztyedqj manaiky anio
ny hanantona azy dia tadidio
vonona handray sy tononkira.serasera.org hamela anao anio ny tknvu Tompo
ny fahadisoana efa lasa tany
dia ho voafafa torak izany
fa efa olom-baovao
anie izay ao an aminy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe FAHAZAVANAVisites : 1371
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : elras
Date : 25/02/2016 15:02
