Mbola miandry (Groupe FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
o ry sakaiza e!
ho aiza ianao e?
no tononkira.serasera.org dia efa dodona
sady maika toy izao
mba fantatrao ve?
lay Tomponao
nbola miantso
no sady miandry,miandry anao
tapaho anio
ny hevitrao
fa ny andraso sy ny ampitso anie kqmjf tsy ho fantatatrao
dieny izao ianao
raha sitrakao
raiso ny tanany
ka vonona ary aovn ve ianao
raha toa ka manaiky anio
ny hanantona azy dia tadidio
vonona handray sy hamela anao anio ny Tompo
ny fahadisoana efa lasa tany
dia ho voafafa torak izany
fa kpdmk efa olom-baovao
anie izay ao an aminy
ho aiza ianao e?
no tononkira.serasera.org dia efa dodona
sady maika toy izao
mba fantatrao ve?
lay Tomponao
nbola miantso
no sady miandry,miandry anao
tapaho anio
ny hevitrao
fa ny andraso sy ny ampitso anie kqmjf tsy ho fantatatrao
dieny izao ianao
raha sitrakao
raiso ny tanany
ka vonona ary aovn ve ianao
raha toa ka manaiky anio
ny hanantona azy dia tadidio
vonona handray sy hamela anao anio ny Tompo
ny fahadisoana efa lasa tany
dia ho voafafa torak izany
fa kpdmk efa olom-baovao
anie izay ao an aminy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe FAHAZAVANAHits : 1305
Likes : 0 Like
Created by : elras
Date : 25/02/2016 15:02
