Ao amin'i Kristy (Groupe FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na sarotra na mora
na hisy mpanakora
tsy misy fihemorana
ny ao amin Jesoa
na faly na nhhaso mijaly
na sento na tomany
tsy misy andraso andraso
fa mandroso tononkira.serasera.org hatrany*2
zahay x2
REF:
Ka iza,iza no ho namako
ka iza,iza no ho havako handroso hatrany*2
hanompo an-tsitra-po
handa ny filan-tany
hifankatia tokoa

na misy miankavanana
na misy miankavia
tsy misy fierehana
ny ao amin'i jndmbcrf Kristy
na iza hanaiky ho Eny
na iza handa ywkmqf ny tsia
lalan-tokana ihany
ny lalan' i Kristy
de zay x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe FAHAZAVANA
Vangy : 1128
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : elras
Daty : 28/01/2016 12:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0419