satriko foana (Groupe Ba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanompoko anao tompo ô
Mandrapafaty ahy
Ny fitiavako xdxvygol anao tompo ô
Mandrakizayho ahy
Ny fiderako anao jeso ô
Hantrany andanitra any
K'izay misy anao tompo vuwivnjw ô
Dia ho any ko ahy
Satriko foana ny ho eo dvmvv akaikinao
Satriko tononkira.serasera.org foana ny hiaraka aminao
Anilanao Jesosy no mahatsara ahy
Fa tiako loatra ny ho tantananao
Fa tiako loatra ny hoe zanakao
Ny sandrinao mahery no miaro ahy
Mandrapafaty ahy
Ny fitiavako xdxvygol anao tompo ô
Mandrakizayho ahy
Ny fiderako anao jeso ô
Hantrany andanitra any
K'izay misy anao tompo vuwivnjw ô
Dia ho any ko ahy
Satriko foana ny ho eo dvmvv akaikinao
Satriko tononkira.serasera.org foana ny hiaraka aminao
Anilanao Jesosy no mahatsara ahy
Fa tiako loatra ny ho tantananao
Fa tiako loatra ny hoe zanakao
Ny sandrinao mahery no miaro ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe BaVangy : 422
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TsiresyRakoto
Daty : 11/05/2026 21:39
