Fanahy o, midìna (Groupe Ba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy o tononkira.serasera.org midina Ianao
Ka fenoy tanteraka aho
Rakofy ny gtxxm herinao knsnkr aho
Mba andeha tsy ho reraka
Tena mila opojv Anao tontolo ny fiainako
Tsy mahefa n’inona n’inona aho
Raha tsy eo Ianao
Fa ny herinao irery ihany
No mba mampatanjaka ahy
Raha mandresy aho dia noho Ianao
Ka fenoy tanteraka aho
Rakofy ny gtxxm herinao knsnkr aho
Mba andeha tsy ho reraka
Tena mila opojv Anao tontolo ny fiainako
Tsy mahefa n’inona n’inona aho
Raha tsy eo Ianao
Fa ny herinao irery ihany
No mba mampatanjaka ahy
Raha mandresy aho dia noho Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe BaVangy : 19712
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 17/04/2016 01:41
