satriko foana (Groupe Ba)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanompoko anao tompo ô
Mandrapafaty ahy
Ny fitiavako anao tompo ô
Mandrakizayho ahy
Ny fiderako anao jeso ô
Hantrany andanitra any
K'izay misy anao tompo ô
Dia ho any ko ahy

Satriko foana glvowq ny ho eo akaikinao
Satriko foana ny hiaraka aminao
Anilanao jrcvvxs Jesosy no mahatsara ahy
Fa djrjv tiako loatra ny  tononkira.serasera.org ho tantananao
Fa tiako loatra ny hoe zanakao
Ny sandrinao mahery no miaro ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe Ba
Hits : 422
Likes : 0 Like
Created by : TsiresyRakoto
Date : 11/05/2026 21:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293