Izy ilay mahery (Groupe Ba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tampina aza ny tononkira.serasera.org lalana avy any avaratra
Na tampina aza ny lalana avy any atsimo
Na dia manao ntzluxd izay ho afany aza ny devoly
Jesôsy ilay manokatra lalana avy any ambony.
Na tampina aza ny lalana avy any andrefana
Na bbzj tampina aza ny lalana any antsinanana
Matoky izahay ka tsisy hatahoranay qkwu akory

Ôh! ôh! ôh!
Ref:
Izy ilay mahery, Izy ilay mahagaga
Izy ilay Mpanjaka tompon'ny hery manam-pahefana
Izy no Andriamanitra mifehy izao rehetra izao
Tsisy zava-mahagaga tsy hainy ataony aminao.
(X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe BaVangy : 2080
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 18/03/2023 18:57