satriko foana (Groupe Ba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tononkira.serasera.org fanompoko anao tompo ô
Mandrapafaty ahy
Ny fitiavako anao tompo ô
Mandrakizayho ahy
Ny fiderako anao jeso ô
Hantrany andanitra any
K'izay misy anao tompo ô
Dia ho any ko uvdu ahy
Satriko foana ny ho eo akaikinao
Satriko foana exynmk ny hiaraka aminao
Anilanao Jesosy no mahatsara ahy
Fa tiako loatra ny ho tantananao
Fa tiako loatra ny kxpjumdj hoe zanakao
Ny sandrinao mahery no miaro ahy
Mandrapafaty ahy
Ny fitiavako anao tompo ô
Mandrakizayho ahy
Ny fiderako anao jeso ô
Hantrany andanitra any
K'izay misy anao tompo ô
Dia ho any ko uvdu ahy
Satriko foana ny ho eo akaikinao
Satriko foana exynmk ny hiaraka aminao
Anilanao Jesosy no mahatsara ahy
Fa tiako loatra ny ho tantananao
Fa tiako loatra ny kxpjumdj hoe zanakao
Ny sandrinao mahery no miaro ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe BaVisites : 421
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : TsiresyRakoto
Date : 11/05/2026 21:39
