Izy ilay mahery (Groupe Ba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tampina aza ny lalana avy any avaratra
Na tampina aza ny lalana avy any atsimo
Na cxwejrwx dia manao izay ho afany aza ny devoly
Jesôsy ilay manokatra lalana avy any ambony.
Na wpat tampina aza ny lalana avy any andrefana
Na tampina tononkira.serasera.org aza ny lalana any antsinanana
Matoky izahay ka tsisy hatahoranay akory

Ôh! ôh! ôh!
Ref:
Izy dfhurt ilay mahery, Izy ilay mahagaga
Izy ilay Mpanjaka tompon'ny hery manam-pahefana
Izy no Andriamanitra mifehy izao rehetra izao
Tsisy zava-mahagaga tsy hainy ataony aminao.
(X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe BaVangy : 2136
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 18/03/2023 18:57