Izy ilay mahery (Groupe Ba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tampina aza tononkira.serasera.org ny lalana avy any avaratra
Na tampina aza ny lalana avy any atsimo
Na dia manao izay ho afany aza ny devoly
Jesôsy ilay manokatra lalana avy any ambony.
Na tampina aza ny lalana avy any andrefana
Na tampina aza ny lalana any antsinanana
Matoky izahay ka tsisy hatahoranay akory
Jesôsy ilay mnyrrd manokatra lalana avy fhokxqh any ambony.
Ôh! ôh! ôh!
Ref:
Izy ilay mahery, Izy ilay mahagaga
Izy ilay Mpanjaka tompon'ny hery manam-pahefana
Izy no Andriamanitra mifehy izao rehetra izao
Tsisy ullaju zava-mahagaga tsy hainy ataony aminao.
(X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe BaVangy : 1970
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 18/03/2023 18:57