Izy ilay mahery (Groupe Ba)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tampina aza ny lalana avy any avaratra
Na tampina aza ny lalana avy any atsimo
Na dia manao izay ho afany aza ny devoly
Jesôsy ilay manokatra lalana avy any tononkira.serasera.org ambony.

Na tampina aza ny lalana avy any andrefana
Na tampina aza ny lalana any antsinanana
Matoky sxnsc izahay ka tsisy hatahoranay akory
Jesôsy ilay manokatra lalana avy any ambony.

Ôh! ôh! ôh!

Ref:
Izy ilay aiue mahery, orddaz Izy ilay mahagaga
Izy ilay Mpanjaka tompon'ny hery manam-pahefana
Izy no Andriamanitra mifehy izao rehetra izao
Tsisy zava-mahagaga tsy hainy ataony aminao.
(X2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Ba
Visites : 2135
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 18/03/2023 18:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0457