satriko foana (Groupe Ba)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanompoko anao tompo ô
Mandrapafaty ahy
Ny fitiavako anao tompo ô
Mandrakizayho ahy
Ny fiderako anao oguphwa jeso ô
Hantrany vwsoz andanitra any
K'izay misy anao tompo ô
Dia ho any ko ahy

Satriko foana ny ho eo akaikinao
Satriko foana ny hiaraka aminao
Anilanao Jesosy no mahatsara ahy
Fa tiako loatra ny  ho tantananao
Fa tononkira.serasera.org eygc tiako loatra ny hoe zanakao
Ny sandrinao mahery no miaro ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Ba
Visites : 420
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : TsiresyRakoto
Date : 11/05/2026 21:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0485