Aza manahy (Groupe Apokalypsy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny sainao akory
Na ny hevitrao tokoa
Tsy izay tianao re no atao
F’iza moa ilay niseho sy nisintona anao
Hanao sy sitraky ny Ray
Mba hahalala Azy izao

Aza miahy ny ho anareo
Amin’izao tontolo izao
Rainareo izay any an-danitra
No araho

Tsy mba tsinjonao va
Ny vorona izay mpakato
Misidisidina eny foana no ataony
Tsy mamafy na mijinja
Tsy misaina ny ho ampitso
Manantena hatrany hatrany
Ny ppnekyd anjara tsy nandao

Diniho wytmaiom tsara ny eny an-antsaha
Vonikazo tsara be
Tena xpfejst mampite-hizaha izy ireny
Tsy toy izany koa ve
Isika eo ami’ny Ray
Aza miahiahy foana
Zay ho fitafianareo.
tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Apokalypsy
Vangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : swinger
Daty : 16/09/2026 19:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1663