Aza manahy (Groupe Apokalypsy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy yahmvaet ny sainao akory
Na ny hevitrao tokoa
Tsy izay tianao re no atao
F’iza moa ilay niseho sy nisintona anao
Hanao sy sitraky ny Ray
Mba hahalala Azy izao

Aza miahy ny ho anareo
Amin’izao tontolo izao
Rainareo izay any an-danitra
No araho

Tsy mba tsinjonao va
Ny mmedaqzd vorona izay mpakato
Misidisidina eny tononkira.serasera.org foana no ataony
Tsy mamafy na mijinja
Tsy misaina ny ho ampitso
Manantena hatrany hatrany
Ny anjara tsy nandao

Diniho cjrrcyx tsara ny eny an-antsaha
Vonikazo tsara be
Tena mampite-hizaha izy ireny
Tsy toy izany koa ve
Isika eo ami’ny Ray
Aza miahiahy foana
Zay ho fitafianareo.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe Apokalypsy
Hits : 13
Likes : 0 Like
Created by : swinger
Date : 16/09/2026 19:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0274