VOAVELA NY HELOKAO (Groupe Apokalypsy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho Tompo ô!
Fa Ianao ilay nibitsika tao am-po
Ka niteny malefaka hoe:
"Voavela ny helokao, matokia re izao!"

Tompo ô! endrey rtvts ny haravoako,
Fa voavelanao tokoa ny hadisoako
Injay no hasambarana nokatsahiko
Ka dia falifaly ny fanahiko
Ka ny dina kamrc sy voady izay nataoko,
Efaiko Aminao
Tompo ô! Tompoko!

He! tsaroan'ny aiko koa,
Injany Ianao nivavaka, nifona ho ahy
Hoe: "Ray ô! tononkira.serasera.org mamela ny helony,
fa tsy mba fantany izao ataony izao

Tompo ô! endrey ....



ihyjraa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Apokalypsy
Visites : 2543
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hasinafiantefa
Date : 22/04/2015 12:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3241