Aza manahy (Groupe Apokalypsy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny sainao akory
Na ny hevitrao tokoa
Tsy izay tianao re no atao
F’iza moa ilay niseho sy nisintona anao
Hanao sy sitraky ny Ray
Mba hahalala Azy qfidnzoc izao

Aza miahy ny ho anareo
Amin’izao tontolo izao
Rainareo izay any an-danitra
No araho

Tsy mba tsinjonao va
Ny vorona izay mpakato
Misidisidina eny foana no ataony
Tsy mamafy na mijinja
Tsy misaina ny ho ampitso
Manantena hatrany hatrany
Ny anjara tsy nandao

Diniho mgxrwju tsara ny eny an-antsaha
Vonikazo tsara be
Tena mampite-hizaha izy ireny
Tsy toy izany koa ve
Isika eo tmrfi tononkira.serasera.org ami’ny Ray
Aza miahiahy foana
Zay ho fitafianareo.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Apokalypsy
Visites : 12
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : swinger
Date : 16/09/2026 19:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293