Aza manahy! (Groupe Apokalypsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ormyoqyh Tsy nosaininao akory, raha nihevitra tokoa
Tsy izay tianao re no mwwyfvpg atao,
F’iza moa ilay miseho,sy misintona anao
Tsy hanao ny sitraky ny Ray, mba lazao
Aza miahy ny ho anareo amin’zao tontolo izao
Rainareo izay any an-danitra no katsaho.
Tsy mba tsinjonao va,voron’izay mpankato
Tsy dia hisidina eny foana tononkira.serasera.org no ataony
Tsy mamafy na mijinja,tsy misaina ny ho ampitso
manantena hatrany hatrany ny anjara tsy mandao
Aza.......
Diniho tsara ny eny an-tsaha,voninkazo tsara be
Tena mampite-hizaha izy ireny
Tsy toy izany koa ve , isika eo amin’ny Ray
Aza miahiahy foana dmnjt izay ho fitafianareo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe ApokalypsyVangy : 3194
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bafota
Daty : 27/12/2007 20:18