Hihira aho (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. paijkeed Ny tany rehetra sy ny mponina eo aminy
     gruaty  Izy no nahary izao rehetra izao
      Marina, Masina Ianao ry Ray
      Ny hery sy haja vptgn ho Anao hatrizay
Refrain :
Hihira aho ho an´Andriamanitra
Omeko Azy ny voninahitra
Fa lehibe ny fitiavany
Maneran-tany ny fahalehibeazany

2.   Ny lela rehetra dia samy hidera Azy
      Ny lohalika rehetra handohalika
      Mpanavotra, Mpamonjy Anao Jesô
      Ny dera sy haja ho Anao Tompo ô
Refrain :
Dieny mbola hita Izy e, tadiavo Zanahary tononkira.serasera.org e
Dieny mbola akaiky Izy e, antsôvy Zanahary e

A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Août 2019)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZF
Vangy : 448
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 28/03/2025 19:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0559