Hihira aho (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny tany rehetra zcasdl sy ny mponina eo iezvo aminy
Izy no nahary izao rehetra izao
Marina, Masina Ianao ry Ray
Ny hery sy kdqcpxvr haja ho Anao hatrizay
Refrain :
Hihira aho ho an´Andriamanitra
Omeko Azy tononkira.serasera.org ny voninahitra
Fa lehibe ny fitiavany
Maneran-tany ny fahalehibeazany
2. Ny lela rehetra dia samy hidera Azy
Ny lohalika rehetra handohalika
Mpanavotra, Mpamonjy Anao Jesô
Ny dera sy haja ho Anao Tompo ô
Refrain :
Dieny mbola hita Izy e, tadiavo Zanahary e
Dieny mbola akaiky Izy e, antsôvy Zanahary e
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Août 2019)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe évangéliste AZFHits : 371
Likes : 0 Like
Created by : Toavininosy
Date : 28/03/2025 19:57