Ekeo (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Misy feo any lavitra izay manakoako
    Toa miantsoantso sy manambitamby
    Re n´aiza n´aiza, miha-manakaiky
    Valio ry sakaiza, meteza mdsq hanaiky
Refrain hzoi :
Ny herin´ny Tsitoha irery nzarkb no hianteherana
Hahatanterahana an´izany rehetra izany

2. Misy lalana miakatra, lalan´ny fiainana
    Toa hety dia hety, fa lalana marina
    Mizotra mankany Kanàna vaovao
    Ndeha isika ho any raha sitrakao
Refrain :
Jeso no lalana, fahamarinana, tononkira.serasera.org fiainana
Tsy misy mankany amin´ny Ray raha tsy amin'ny alalany

A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Février 2022)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZF
Vangy : 166
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 21/02/2026 21:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0501