Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mila anao (GMMC)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
indray aho
Hiezaka ny iresaka Aminao,
efa tfkywnzo ela ihany aho no te hiteny , efa ela ihany aho no nanontany
afaka ny hiaino ahy ve Ianao, afaka handray ahy izao
fa resy sy mahatsiaro very ka mila Anao aho anio Tompo ô
Fa ny hangatahiko Aminao, tano aho tsy hiala anilanao
na tsy hiaino ahy izao rehetra izao
efa mino aho fa eo Ianao
nefa aza omena mihoatra izay
mety ho sahaza sy ho ahy
sao aho anjary hirehareha ka anadino anao indray Jeso
Tompo efa niezaka aho,
Isan'andro isan'andro
vao maraina aho mifoha dia efa Ianao no antsoiko
Jeso mila Anao aho, mila Anao hameno ahy
ka aza avela hnzcts ho very aho, fa omeo hery indray
fa mahatsiaro aho mantsy indraindray toy ny ireny tsisy mpiahy

efa mino aho fa eo ianao
nefa aza omena mihoatra izay
mety ho sahaza sy ho ahy
sao aho anjary hirehareha ka anadino Anao indray Jeso

Jeso mila Anao aho, mila Anao pfxjfwy hameno ahy
ka aza avela ho very aho, fa omeo hery indray
fa tononkira.serasera.org mahatsiaro aho mantsy indraindray toy ny ireny tsisy mpiahy
MILA ANAO AHO!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GMMCVangy : 2132
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenomenaly
Daty : 20/08/2024 14:01