Tiako (GMMC)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ho ahy, Ianao ve mahatoky
fa izay manao ny marina
hahita ny fanjakan'ny diwxtngd lanitra
mandrakizay
amin'ny fiainana
ka raha te ho sakaizan'ny
ny Tompo ianao dia ity
ankatoavy ireo teniny sy ny sitram-pony atao
dia itokiany ianao
hahazo ny fanjakany, izay no tanjoko
dia hanompo Anao hatrany, hatrany anie aho
Tiako izay mikaroka ahy, tiako izay tia Ahy
manaiky hitoetra eo anilako
manao izay sitrampoko
tiako izay mikaroka ahy, tiako izay tia ahy
dia ho hitanao tokoa, dia ho hitanao tokoa
dia ho hitanao tokoa ny hasambarako
ka raha gnhwuuok te ho sakaizan'ny
ny Tompo ianao dia ity
ankatoavy ireo teniny tononkira.serasera.org sy ny sitram-pony atao

Hent's feat yuvrtb GMMC

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GMMCVangy : 830
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ongykely11
Daty : 17/06/2025 08:18