Ampianaro aho (GMMC)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AMPIANARO AHO-(GMMC)

N’iza n’iza hilaza
N’iza n’iza hananatra ahy
Raha vao tsy ianao
No miteny ahy
Toa tsinontsinona
Ka izay rehetra atao
Tompo hapetrako aminao

N’iza n’iza hiteny
Ananatra ahy ombieny ombieny
Hoe izao sy izao
No mety ho anao
Toa mbola mampanahy
Ny ahy ny andrasako aminao
Ampianaro aho hiaino anao

oooo

Ref:
Ampianaro aho Tompo o
Hanaraka ny didinao
Hankato izay rehetra lazainao
Sy izay lalana efa nataonao ho ahy
Tantano tsy ho lasany aho
Fa tsy mavita tena irery
Ampianaro torohy sy hanaro
Zatra miaino anao mialoha
izao rehetra izao

N’aiza n’aiza ihisy ahy
Mety ho azon’ny fankam-panahy
Ka raha tsy ianao
No ho eo dia
Dia mety ho resy iany aho
Ny hangatahiko aminao

Ampianaro aho hiaino anao
Ninona atao
Sahirana aho raha tsy eho ianao
Ka raha mba mety
Na vetivety
Tolory Tanana aho

Ny ahy ny andrasako aminao
Ampianaro aho dieny izao

Ampianaro aho Tompo o
Hanaraka ny didinao
Hankato izay rehetra lazainao
Sy izay lalana efa nataonao ho ahy
Tantano tsy ho lasany aho
Fa tsy mavita tena irery
Ampianaro torohy sy hanaro
Zatra miaino anao mialoha
Izao rehetra izao...

JESO ,dia tsy mahay
ka mila anao ho eho
hitantana ahy jeso
analo indray
fa raha tsy ianao
tsy havita izany ho ahy
Tompo o ,ampianaro aho
fa ianao ihany no mahalala ahy

Ampianaro aho Tompo o
Hanaraka ny didinao
Hankato izay rehetra lazainao
Sy izay lalana efa nataonao ho ahy
Tantano tsy ho lasany aho
Fa tsy mavita tena irery
Ampianaro torohy sy hanaro
Zatra miaino anao mialoha
izao rehetra izao

Ampianaro aho Tompo o
Hanaraka ny didinao
Hankato izay rehetra lazainao
Sy izay lalana efa nataonao ho ahy
Tantano tsy ho lasany aho
Fa tsy mavita tena irery
Ampianaro torohy sy hanaro
Zatra miaino anao mialoha
izao rehetra izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GMMC
Vangy : 25357
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : richiandyraherinjatovo
Daty : 06/10/2014 12:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4607