Ary ho mandrakizay (GMMC)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio indray, hidera anao izahay
Ka hankalaza sy hanandratra anao zjimvgm Ray
Fa ho anao irery, ny saotra sy ny hoby
Izay atolootraaay, amin’ny fonay
Izao rehetra izao, efa fonao ho anaaay
Fitiavana tsy misy tambiny rahatrizay
Mbola ho anao ihany, ny dera sy ny laza izay
Hirainay izao, hirainay ho anao
Ka iytx tsy hiandry intsony, hanadratra ny anaranao
Ary ho mandrakizay, ny fideranay jossj anao
Jesô, ianao, hobinaaaay
Jesô, ianao no mpanjaka, derainay
Ho deraina, ho lazaina, tsara loatra ianao Jesô
Hobinay, hankalazainay, tsara loatra ianao Jesô
Ary ho mandrakizay (X9)
Anio indray, hidera anao izahay
Ka hankalaza sy hanandratra anao Ray

Ka tsy hiandry intsony, hanandratra ny anaranao
Ary ho mandrakizay, ny fideranay anao
Jesô, ianao, hobinaaaay
Jesô, ianao no mpanjaka, derainay
Ho tononkira.serasera.org deraina, ho lazaina, tsara loatra ianao Jesô

--------
Rohy: