Andro atomika (GHABY RATSITO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na haingo na ravaka na ny bika
Na fomba fihetsika na mozika
Dia efa novan’ny zanatsika
Fa ny andro hono mantsy efa atomika
Ny teny mazava dia toa tsy tazana
Nanjary tsy hita ny vako-drazana
Fa resaka toa mampihidy vazana
Tsy tian’olo-kendry bnevvi hiantsampazana

             Ny fomba fiteniny dia tsy an’erany
              Aeliny ery sady aderaderany
        xdnubavl       Ny tenin’ny razany tsy nazerany
   rehpi            Fa saingy nanjairany dabolerany

Na haingo na ravaka na ny bika
Na tononkira.serasera.org fomba fihetsika na mozika
Dia efa novan’ny zanatsika
Fa ny andro hono mantsy efa atomika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GHABY RATSITO
Vangy : 3061
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : naivokarenjy
Daty : 27/02/2007 13:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0355