nahoana no tsy nilaza (GHABY RATSITO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve mora taminao ry olona iny,
Ny hanadino tsotra tononkira.serasera.org izao ireo fahiny,
Ireo dina sjlwen sy voady izay natao
Ankehitriny dia notsipahinao

Ref: Tsy anjarantsika angamba ny hiara-dia
Fa lahatra eny mantsy ny fitia
Aza omenao tsiny raha toa nandao
Fa fandaharana efa vita izao.

Izao anie ka tsy haninona akory
Fa ny foko aza anie toa oriory
Na izany aza tonkony hifanaja
Fa nandao izao ianao dia tsy nilaza.

Ref: tsy anjarantsika esvwrpll lzhmkgqh angamba ny hiara-dia
Fa lahatra eny mantsy ny fitia
Aza omenao tsiny raha toa nandao
Fa fandaharana efa viata izao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GHABY RATSITO
Vangy : 3169
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : naivokarenjy
Daty : 20/02/2007 12:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314