Misy anao (Fy Rasolofoniaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouuh
Eto aloha aho androany
Tsy mora foana ny mianatra miaina
Soa f'ianao lohataona maha mirana saina
Ouh
Izany ianao ho ahy
Ouh
Izany ianao ho ahy
Ny loko natao hanome voninahitra ny cibb hazavana
Ny hazavana mzdpcdxu manompo hitsilo ny lalan-kombana
Ny lalan-kombana mihazona ny tontgotro ho tody any antrano
Ny tranoko dia izay rehetra toerana misy anao
Ouh
Ireo manodidina ahy
Meva sy kanto mazava ho azy
Nefa ianao no hany maso ankafizako azy
Ouh
Izany ianao ho ahy
Ouh
Izany ianao ho ahy
Ny loko natao hanome voninahitra ny hazavana
Ny hazavana manompo hitsilo ny lalan-kombana

Hifoha aho
Hifoha ao aminao
Hifoha ao aminao aho
Hifoha aho
Hifoha zaylv ao aminao

Ny tranoko dia tononkira.serasera.org izay rehetra toerana misy anao

--------
Lien:
Commentaires
To1otr4
(
02/01/2020 09:57)
Milay
To1otr4
(
02/01/2020 09:57)
Milay
To1otr4
(
02/01/2020 09:57)
Milay
To1otr4
(
02/01/2020 09:57)
Milay
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fy RasolofoniainaVisites : 16080
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 27/10/2019 11:16