Fanaka Voafidy (Ftvlm Ambohitrinibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tagoco mba niahy izay mahasoa fa niodina nandao
Izao yhceyfia fanoloran-tena izao hanova ahy ho vaovao
Tsy mba mendrika aza anie fa nofinidinao
Ka amin'ny andro mbola atolotrao
Hiezaka hitoetra aminao, ao aminao

Ref:
Fanaka voafidy, efa fanaka voafidinao
Ho modely ety an-tany, hanaingo ny lanitra
Fanaka voafidy, efa fanaka voafidy izao
Ka izay atao rehetra, hipetraka ho voninahitrao

Efa fanaka voafidinao ka hitoetra tsy hanalavitra
Noharinao mba ho vanona
Tsy tononkira.serasera.org ho hazo boboky ny rano na kitahy hanetroka

Ho vavolombelonao
Hampiasa talenta hisehoan'ny asanao
Ny zavamahadomelina
Tsy ahakasika ahy

Ref:
Fanaka voafidy, efa fanaka voafidinao
Ho modely ety an-tany, hanaingo ny lanitra
Fanaka iiyfk voafidy, efa fanaka voafidy izao
Ka izay atao rehetra, hipetraka ho voninahitrao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ftvlm Ambohitrinibe
Vangy : 194
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Amboara22
Daty : 29/07/2026 18:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4045