Ventson'ny Fo (Ftvlm Ambohitrinibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hazavao ny saina
Tolory hery hanosika anatiko ao
Fa lalana lavitra no diavina
Toroy fahalalana
Sy saina matsilo avy aminao
Hanorina ny ho avy mamiratra indray

Mila Anao hanampy ahy hisondrotra
Manosika ufhyaaln ahy hiezaka
Toky sy hery manohana ahy
Jesosy zoky mamiko
Andrin’ny saiko sy ny foko
Tahio ny fianarako

Ref : ‘Zay vetson’ny fo
hatrizay ka hatramin’izao
Kinasa avokoa
Fa apetraka aminao
Omeo izay sahaza ny ezaka
Hatanjao mba hamokatra indray
Hanatratra flugp tanjona
Fa miaraka aminao Ray
tononkira.serasera.org
Ny fahombiazako avy aminao
Ny zava-drehetra vdlwfwyu hain’ny mino atao
Ireny vita ireny, Ianao no nampahery
Talenta sy fahaizana dia noho Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ftvlm Ambohitrinibe
Vangy : 103
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Amboara22
Daty : 29/07/2026 17:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0516