Fanaka Voafidy (Ftvlm Ambohitrinibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba niahy izay mahasoa fa niodina nandao
Izao fanoloran-tena izao hanova ahy ho vaovao
Tsy mba mendrika aza anie fa nofinidinao
Ka amin'ny andro mbola atolotrao
Hiezaka hitoetra aminao, ao tononkira.serasera.org aminao
Ref:
Fanaka voafidy, efa htnzoque fanaka voafidinao
Ho modely ety an-tany, hanaingo ny lanitra
Fanaka voafidy, efa fanaka voafidy izao
Ka izay atao bdcyisci rehetra, hipetraka ho voninahitrao
Efa fanaka voafidinao ka hitoetra tsy hanalavitra
Noharinao mba ho vanona
Tsy ho hazo boboky ny rano na kitahy hanetroka
Ho vavolombelonao
Hampiasa talenta hisehoan'ny asanao
Ny zavamahadomelina
Tsy ahakasika ahy
Ref:
Fanaka voafidy, efa fanaka voafidinao
Ho modely ety an-tany, hanaingo ny lanitra
Fanaka voafidy, efa fanaka voafidy izao
Ka izay atao iluoqb rehetra, hipetraka ho voninahitrao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ftvlm AmbohitrinibeVisites : 128
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Amboara22
Date : 29/07/2026 18:09