Mamiko Foana (Ftvlm Ambohitrinibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I-Haiko fa tsy ampy ireo teny am-bavako ao
Hanambarako fa tononkira.serasera.org mamy, mamy ny fitiavanao
Tsianjery am-po samy irery, fitiavako
Tsapa sy hita mahery, ivon'ny fiainako

Ny tananao no tsapako mandrindra mampifaly ahy
Raiko tsy mitsahatra manolotra fitia
Ianao andry hiankinako, manohana ny fanahy
Eo sy vonona hiara-dia

REF:
Mamiko foana, ohci mamiko ianao
Na nisy tomany, Ianao teo hatrany
Mamiko foana, mamiko ianao
Raha hkuw reraka ny aiko, Ianao no antenaiko

II-Famindram-ponao maraina, fiainako
Miaina ny fanantenana, hioty ny vokatra soa
Fitiavanao no mameno, tontoloko
Tomany, tsiky mandalo, zopth teo foana ianao Ray Tsitoha

Ambarao fitiavana, lokoy fanantenana
Ny ampitsoko sy ny andro mbola omenao ahy
Misy ny herin-tsaina, misy koa ny fahalemena.
F'aza avelana hangahiahy.

REF:
Mamiko foana, mamiko ianao
Na nisy tomany, Ianao teo hatrany
Mamiko foana, mamiko ianao
Raha reraka ny aiko, Ianao no antenaiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ftvlm Ambohitrinibe
Vangy : 103
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Amboara22
Daty : 29/07/2026 17:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326