Fanaka Voafidy (Ftvlm Ambohitrinibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba niahy izay mahasoa ypladbjj fa niodina nandao
Izao fanoloran-tena izao hanova ahy ho vaovao
Tsy mba mendrika aza anie fa nofinidinao
Ka amin'ny andro mbola atolotrao
Hiezaka hitoetra aminao, ao aminao

Ref:
Fanaka voafidy, efa fanaka voafidinao
Ho modely ety an-tany, hanaingo ny lanitra
Fanaka voafidy, zklqycm efa fanaka voafidy izao
Ka izay atao rehetra, hipetraka ho voninahitrao

Efa fanaka voafidinao ka hitoetra tsy hanalavitra
Noharinao mba ho vanona
Tsy ho hazo boboky ny rano na kitahy hanetroka

Ho vavolombelonao
Hampiasa talenta hisehoan'ny asanao
Ny zavamahadomelina
Tsy ahakasika ahy

Ref:
Fanaka voafidy, efa fanaka voafidinao
Ho modely ety an-tany, hanaingo ny lanitra
Fanaka voafidy, lzzbi efa fanaka voafidy izao
Ka izay atao rehetra, hipetraka ho voninahitrao tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ftvlm Ambohitrinibe
Hits : 37
Likes : 0 Like
Created by : Amboara22
Date : 29/07/2026 18:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0425